top of page

TONGASOA

ETO amin'ny VETCLINIC

Toerana Fitsaboana biby  tokana eto Madagascar, VetClinic mandray anao 24/7.

Misy fiara fitaterana voatokana afaka maka sy manatitra ny biby marary.

TOLOTRA

​

FIZAHANA

​

 Manolotra fizahana isan-karazany izay :  ho an'ireo namandrika toerana, tsy misy famandriahan-toerana, ary fizahana vonjy maika ; ao ihany koa ny fizahana "pédiatrique" , "gériatrique" ary ny  fizahan-toetra .

FITILIANA VAKSINY

 

Izahay dia manao vaksin'ny biby arakaraki'ny sokajiny avy: ny taonany ny taonany, ny toe-batany ary ny toe-javatra iainany, Ny veterinera ato aminay  dia hampahafantara anao ny dingana tsara indrindra tokony harahina amin’izany.

"PUCE ELECTRONIQUE" SY NY FIFINDRA-TOERANA
​

Betsaka isika no miakasa handefa na ampiditra ny bibitsika anatiny na ivelan'ny Madagascar ,misy manaraka na tsia,. Ary misy ny fitsipika sy lalàna tokony hajaina sy harahina. Off Huguette no mpiandraikitra manokana mikarakara izany, ary VetClinic  no itokisan’ orinasam-pitaterana anabakabaka eto Madagascar fa mahavita ireo dingana rehetra arahina isanam-baratongany avy.

FANDIDIANA - FITSABOANA NIFY

​

Na fandidiana tsotra toy ny famorana, famotsiana nify, na fandidiana manokana  (maso, taolana miaraka amin'ny fametahana palque, ..), dia mahazo mahatoky ianao fa ny fikarakarana tsara indrindra no omena ny bibinao.

nos_services
​
VONJY AINA

Ho an'ny vonjy aina dia efa misy ireo ekipa afaka mandray 24/24.

Koa aza mangatak'andro intsony ary  fa miandry anao izahay na antsoy ny sampana fiara misahana ny vonjy taitranay.

​

TOBIM-PANAFODY

 

IAnananay avokoa ireo fanafody  rehetra ilaina amin'ny fitsaboana biby .Afaranay avy any Frantsa sy Afrika Atsimo avokoa izy ireo mba ahazoana antoka ny hatsaran’ny kalitao.

LABORATOARA-FITARAFANA

 

Mba ahazoana mizaha haingana ny aretina mahazo, VetClinic dia manana laboratoara fitiliana manokana ho azy ary manana « radiographie »  sy « echographie »ihany koa.

FIARA MPITONDRA MARARY

 

Manana  fiara voatokana izahay afaka maka sy manatitra ny bibinao any an-trano. Ny mpamily dia nahazo  fiofanana manokana momban’ny fitsaboana fototra ho entina hitaterana  ny bibinao amin’ny fomba azo antoka indrindra.

REEDUCATION FONCTIONNELLE

 

Après une chirurgie, il est indispensable d'effectuer une rééducation afin de récupérer au maximum les capacités motrices.

Notre personnel soignant a suivi la formation rééducation fonctionnelle dispensée par le Dr Ludivine Jacquemin-Bietrix en France ainsi que celles dispensées par AlForme.

FAMPANDROANA BIBY

 

VetClinic dia manana olona voahofana sy matihanina  afaka manome fahafaham-po anao amin’ny izay  fomba  itiavanao ny hetim-bolon` ny alika na sakanao.

Marihina fa ilaina ny famandrian-toerana  rehefa hanao izany.

Izahay ihany koa dia manana tolotra  fampandroana  natokana ho an’ireo izay tia mikojakoja ny alikany na ny sakany akaiky , afaka manantona na miantso avy hatrany ianao raha mila fanazavana fanampiny momba izany.      

ALIMENTATION ET BOUTIQUE

 

Anisany manamarika ny vetclinic ny fananany ireo marika tsara indrindra toy ny : Hill's, Royal Canin, Trainer, Rogz, …Koa aza misalasala ary mitsidika ny toerana misy anay mba ho fanomezana fahafaham-po ny bibinao.

ALIMENTATION ET BOUTIQUE

 

Anisany manamarika ny vetclinic ny fananany ireo marika tsara indrindra toy ny : Hill's, Royal Canin, Trainer, Rogz, …Koa aza misalasala ary mitsidika ny toerana misy anay mba ho fanomezana fahafaham-po ny bibinao.

FAMPANDROANA BIBY

 

VetClinic dia manana olona voahofana sy matihanina  afaka manome fahafaham-po anao amin’ny izay  fomba  itiavanao ny hetim-bolon` ny alika na sakanao.

Marihina fa ilaina ny famandrian-toerana  rehefa hanao izany.

Izahay ihany koa dia manana tolotra  fampandroana  natokana ho an’ireo izay tia mikojakoja ny alikany na ny sakany akaiky , afaka manantona na miantso avy hatrany ianao raha mila fanazavana fanampiny momba izany.      

CONTACT

​

Lot II E 2 ZWR

Ampandrianomby

Antananarivo - 101

MADAGASCAR

​

Email: vetclinic@sssm.mg

drdelphinebehmann.vetclinic@sssm.mg
 

Tel: 

        +261 34 05 411 77

       +261 33 12 411 77

        +261 32 05 411 77

ADIRESY

24/24

7/7

ORA FISOKAFANA
RAHA HANDEFA MAILAKA
about
contact

MOMBAMOMBAN’NY  VETCLINIC

VetClinic dia natsangan’I Rtoa Carlina Herselman tamin’ny taona 2003. Tao Analamahintsy no toerana  nahitana azy teo aloha.Ny taona 2016 kosa izy no nifindra teto Ampandrianomby rehefa nahavita trano vaovao lehibe natao manokana mba hifandraika @ filàn’ireo veterinera  sy  indrindra  mba ho fanomezana fahafaham-po ny resaka fitsaboana ny biby.

 

Hatramin’izay ka hatram’izao dia miasa 24/7 ny VetClinic izay mikatsaka mandrakariva ny fanatsarana ny kalitao.

 

Noraisin’i Dr Delphine Behmann ny fitantanana ny VetClinic nanomboka ny taona 2010, izay miompana foana  hatrany amin’ny fanatsarana ny kalitaom-pitantanana  amin’ny alalan’ny « Certification ISO 9001-2015 » sy  « Labellisation ENVOL » mba hifehezana sy hisoroana ireo toe-javatra mety hanimban’ny tontonlo iainana.

 

Misy ny toerana voatokana ho an’ireo saka, na ny eo amin’ny hefitrano fandraisana izany na ny ho an’ny saka miditra hopitaly ato amin’ny VetClinic.

​

Miisa 30 eo eo ny mpiasa mandrafitra ny VetClinic :

-Talean’ny Fampandrosoana, Mme Elodie Pascou misahana ny fanaraha-maso ireo sokajin’asa napetraka

- Ny Filohan’ny veterinera, Dr Marta Ralalanjanahary

- Veterinera maro

- Mpitsabo mpanampy maro izay tafiditra tao anatin’ny tetikasa momban’ny fiofanana  ara-kalitao

- Mpampadro biby maro

- Ireo mpitantana isan-tsokajiny (mpiandraikitra ny fandraisana olona, fitantanam-bola, mpikirakira taratasy isan-karazany)

- Mpitondra fiara mpitatitra marary

- Mpanadio

Merci pour votre contact

bottom of page